Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Roxicomania Festival : Hanasongadinana ireo karazana rock

Ao anatin’ny roa andro… Hotanterahina eo amin’ny « Parking » ny Tranombokim-pirenena Anosy, ny 31 oktobra sy ny 1 novambra izao, ilay hetsika « Roxicomania Festival ». Fampisehoana an-tsehatra ahitana mpanakanto mahatratra 18 sy ireo talenta vao miisa 13. Anisan’ny tanjona amin’ity he­tsika ity ny haneho fa misy karazany maro ny rock fa tsy …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.