Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Faha-20 taonan’ny EDBM : Homarihina amin’ny fifaninanana ara-panatanjahantena

Mankalaza ny faha-20 taona nijoroany ny orinasa Economic Development Board of Madagascar (EDBM). Ho fanamarihana izany, hikarakara fifaninanana ara-panatanjahantena ho an’ireo orinasa “corporate games” izy ireo, ny 30 sy 31 oktobra ho avy izao, etsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Miisa telo ireo taranja hifanintsanana amin’izany. Anisany ny baolina kitra lalaovin’olona …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.