SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina eny amin’ny kianja mitafo Ankorondrano, ny 2 ka hatramin’ny 7 novambra ho avy izao ny Fiba National Youth Camp, taranja basikety. Fiofanana ho an’ireo mpanazatra mpampiofana tanora miisa 30 sy mpilalao miisa 42. Miampy ireo ao amin’ny sokajy 14 sy U16 zazavavy. Hitarika izany i Naoufal Uariachi, Fiba Instructor …
No comments yet. Be the first to add a perspective.