Lalao olympika ho an’ny tanora : 44 ny Malagasy delegasionina
Nanainga omaly, nihazo an’i Dakar, renivohitr’i Senegal, hiatrika ny lalao Olympika ho an’ny tanora, hotontosaina ny 31 oktobra–13 novambra ho avy izao, ny delegasionina malagasy. Miisa 44 izy ireo no lasa any an-toerana. Enina ny taranja handraisan’ny Malagasy anjara. Ny rugby lalaovin’olona fito, sokajy vehivavy, Ny ping-pong, ny lutte, ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.