“FIFA U15 World Cup and Festival 2026”: Nosakanan’i Senegal ny lalan’ny Bareakely
Tapitra teo amin’ny dingana ampahefa-dalana ny dian’ny Bareakely niatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja baolina kitra ho an’ny sokajy latsaky ny 15 taona (Fifa U15 World Cup 2026). Resin’ny liona, La teranga Senegal izy ireo, tao amin’ny sokajy Tier B. Nifarana teo amin’ny dingana ampahefa-dalana ny dian’ny Bareakely …
No comments yet. Be the first to add a perspective.