Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

INDRAY MIJERY

Manazava ny Mesupres fa manan-kery herintaona ny antontan-taratasy apetraka ho an’ireo tolotra momba ny vatsim-pianarana rehetra mivoaka. Mai­maimpoana ny fametrahana sy ny fikirakirana izany. Raha misy tranga mampiahiahy dia afaka miantso ny 034 01 042 16. Ao amin’ny rihana faharoa, ao amin’ny sampandraharaha mikarakara ny vatsim-pianarana any ivelany, etsy Analakely, …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.