Fampitam-pahalalana : Miha maivana ny « hasina »
… Taona 2026, mbola maro amin’ny Malagasy no tsy mahafantatra na minia manao tsinontsinona ny « hasina ». Tranga miharihary sy ahenoina resaka maro ny tontolon’ny zavakanto, kolontsaina, fomba amam-panao, ny fitsaboana mifototra amin’ny fahalalana navelan’ny razana, sns. Ifandrombahana ny mianatra mitendry gitara amin’ny sarany 60 000ar ny ora iray. Fa, manahirana …
No comments yet. Be the first to add a perspective.