Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Madagasikara sy Italie : Miara-miasa mampiroborobo ny kolontsaina sy sarimihetsika

Nifarana omaly ny fitsidihana ofisialy nataon’ny delegasiona malagasy an’i Bologne Italia. Maro ny dinika natao ka anisan’izany ny kolontsaina sy ny sarimihetsika. Teboka lehibe notson­gaina nandritra ny fihaonana tany Italia ny fanamafisana ny fiaraha-miasan’i Ma­dagasikara sy i Italia, ho fampiroboroboana ny kolon­tsaina sy ny sarimihetsika. Nitarika ny iraka natao tany …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.