INDRAY MIJERY
Nanolotra fitaovana manaraka ny teknolojia niomerika ho an’ny minisiteran’ny Fahasalamana ny amerikanina. Hanohanana ireo mpiasan’ny fahasalamana eny ifotony amin’ny fanangonana, fampidirana ary fampitana ireo antontan-kevitra ara-pahasalamana izany. Hanamora sy hanafaingana sady hanatsara ny fahamarinan’ny antontan-kevitra sy hampihena ny mety hisian’ny fahadisoana ihany koa Raha ny vinavinan’ny mpamantatra ny toetry ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.