Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Fampianarana ambony : Mahaliana ny tanora ny oniversite ao Maorisy

Mitohy anio sy rahampitso ny hetsika etsy amin’ny Kianja Barea, fampahafantarana ireo oniversite sangany any amin’ ny Nosy Maorisy. Tonga maro ny tanora, omaly, na dia teo aza ny orana, tena liana handranto fianarana any ivelany. Toraka izany koa ireo ray aman-dreny, miezaka mafy hahatafita ny zanany, hisitraka izany diplaoma …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.