Sarimihetsika sy haisehatra : Hisy fiofanana ho fanatsarana
Ho fampiroboroboana ny tontolon’ny sarimihetsika, hisy ny fiofanana maimaimpoana momba ny sarimihetsika sy ny haisehatra. Tetikasa tanterahin’ny Ivontoeran’ny sarimihetsika sy ny sarimiaina malagasy (ISSM) sy ny Akademiam-pirenena momba ny zavakanto sy ny kolontsaina (Anac), iarahana amin’ny “Creare Training Centre” ity fampiofanana ity. Mikarakara izany kosa ny minisiteran’ny Serasera sy ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.