Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

« Herinandron’ny Havàtsa-Upem »: « …Tratra ny tanjona », hoy i Hajaina Andrianasolo

Tontosa ny « Herinandron’ny Havàtsa-Upem ». Nilaza ny heviny ny amin’ny fahitany ny zava-nisy sy niainana izany i Hajaina Andrianasolo, filohan’ity fikambanana manome hasina ny tontolon’ny soratra ity « … Amin’ny ankapobeny, tratra ny tanjona. Nan­dray anjara ny 80% ny mpikambana mavitrika. Tonga ny mpianatra, indrindra ireo mpampianatra taranja malagasy sy ny mpikaroka », …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.