Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

INDRAY MIJERY

Nampahafantarina ny mponina ao Ambo­di­hady Ambohimanarina ny loza mitatao ho an’ireo mipetraka manodidina ny espace Sensas. Ahitana hantsana misy vatobe efa ahatsikaritana fahavakisana eny an-toerana. Taorian’ny fijerena ny zava-misy, herinandro lasa izay, nidina fanindroany teny ny avy amin’ny BNGRC sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Tapaka fa hanamboatra lakandrano hafa tsy …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.