Fikambanana Fanjiry : Tafatsangana ny sampana Avaradrano
Nametraka tamin’ny fomba ofisialy ny fikambanana Fanjiry, teny Ambodivoara Ambohimangakely, ny sabotsy 31 oktobra teo, Ramatoa Randrianirina Elisa, vadin’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika. Nambarany fa tsy mionona ho fikambanana fotsiny ny Fanjiry, fa manana andraikitra ho an’ny fiarahamonina. Natao hitsinjo ny fianakaviana marefo, mba hitondra fampandrosoana maharitra, marina ary mitsinjo …
No comments yet. Be the first to add a perspective.