Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Mpampianatra ENF : Niakatra ny vola fanam­piana omen’ny fanjakana

Nampahafantatra ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, ny faran’ny herinandro teo, tamin’ny alalan’ny pejiny, fa hisondrotra ny fanampin-karama omena ny mpampianatra tsy mbola voaray ho mpiasam-panjakana (ENF) manomboka eny amin’ny akany fibeazana hatramin’ny Lycée manerana ny Nosy. Hiakatra ho 150 000 Ar izany ho an’ny mpanabe eny amin’ ny akany fibeazana sy ny ambaratonga …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.