Orange Kilonga Mkanetibe: Analamanga sy Toliara no nandresy
Tontosa ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny Kianja Ambohitsaina Ankatso, ny andiany fahadimy amin’ny Orange Kilonga Mkanetibe. Lalao nokarakarain’ny Place de la pétanque Ampefiloha sy ny ABC ary notohanan’ny Orange. Natokana ho an’ireo ankizy latsaky ny 17 taona. Teo amin’ny lalao ho an’olon-droa, lasan’ny ekipan’Analamanga, nahitana an’i Sitraka sy Rinah …
No comments yet. Be the first to add a perspective.