SOMBIM-BAOVAO
Ho toy ny lalao famarananakely ny fifanandrinan’ny Disciples FC Espoir Analamanga sy ny GNFC Vakinankaratra, anio, etsy amin’ny Kianjan’i Elgeco Plus, By-pass. Fihaonana izay tafiditra anatin’ny andro fahafito, fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, diviziona faharoa. Marihina fa laharana voalohany ny zandary ary fahatelo ny Disciples Espoir. Raha tsy misy ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.