Faha-20 taonan’ny EDBM: Tratra ny tanjona ho an’ny mpikarakara
Notontosaina tetsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny zoma sy sabotsy lasa teo, ny fifaninanana ho an’ireo orinasa, “Corporate Games”, izay nokarakarain’ny orinasa EDBM. Hanamarihana ny faha-20 taona nijoroany izany. Nilaza ny filohan’ny kaomisionina mpikarakara, Razafindratandra Ugo, fa tratra ny tanjona satria nilalao ary nandray anjara avokoa ireo ekipa tonga nisoratra …
No comments yet. Be the first to add a perspective.