Lalao Olympika ho an’ny tanora: Lavon’ny Makis Ladies i Espagne sy Etazonia
Tsy nandiso fanantenana ny Malagasy ny Makis Ladies, omaly, raha niakatra an-kianja voalohany, nandritra ity lalao Olympika ho an’ny tanora izay tontosaina atsy Dakar ity. Resin’izy ireo i Etazonia sy Espagne. “Fahombiazana!” Nahita fandresena roa sahady ny ekipam-pirenena malagasy, Makis Ladies, omaly, nandritra ny andro voalohan’ny fifaninanana taranja rugby lalaovin’olona …
No comments yet. Be the first to add a perspective.