Harena an-kibon’ny tany : Fiofanana momba ny RCBE
Nikarakara fiofanana momba ny fomba fanambarana ao amin’ny Rejisitra foibe mirakitra ny mpisitraka tena izy (RCBE) ny EITI-Madagascar, ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Mining Business Center, Ivato. Fiofanana natao ho an’ireo orinasa miasa eo amin’ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany, niaraka tamin’ny Foibe fitantanana ny hetra (DGI). Natao hanampiana …
No comments yet. Be the first to add a perspective.