Kitra – Can 2027: Andrasana rahampitso ny lisitry ny Barea
Fantatra omaly, tao amin’ ny tambajotran-tseraseran’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) fa hivoaka ny alakamisy ho avy izao ny anaran’ireo mpilalao handrafitra ny ekipam-pirenena, Barean’i Madagasikara, nantsoin’ny mpanazatra Corentin Martins. Tsara ny mampahatsiahy fa hiatrika ny fifanintsanana Can 2027 ny Barea amin’ity volana novambra ity. Hatao ny 12 novambra ho …
No comments yet. Be the first to add a perspective.