SOMBIM-BAOVAO
Hiatrika ny fiadiana ny “Grand prix de Zagreb”, hatao any Croatie indray, i Laura Rasoanaivo. Fihaonana hotanterahina ny 13 ka hatramin’ny 15 novambra ho avy izao. Hiady ao amin’ny sokajin-danja – 70 kg ny tovovavy amin’ity. Tafiditra ao anatin’ireo “judoka” tsara filaharana indrindra amin’ity fihaonana ity ny tenany. Hotanterahina eny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.