JjB–Invictador II : Nisongadina ny klioba Checkmat
Tontosa ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny Kianja mitafon’ Ankorondrano, ny andiany faharoa amin’ny Invictador, taranja Jiu-Jitsu Brésilien. Nisongadina ny klioba Checkmat Madagascar, izay nitana ny laharana voalohany. Nandrombaka medaly volamena miisa 24, volafotsy 14 ary alimo 6 izy ireo. Faharoa ny Southside ary teo amin’ny laharana fahatelo ny Guerreros. …
No comments yet. Be the first to add a perspective.