Lalao Olympika ho an’ny tanora : Nahazo ny medaly alimo ny Makis Ladies tany Dakar
Ny Makis Ladies, hatreto, no nahazo ny medaly Olympika voalohany ho an’ny Malagasy. Tsy resy mihitsy izy ireo tao amin’ny vondrona B nisy azy ireo. Tany amin’ny manasa-dalana vao nahintsan’i Kenya. Nandavo an’i Tchéquie, 26 no ho 10 indray ka nahazo medaly alimo Nanoratra tantara vaovao ho an’ny fanatanjahantena eto …
No comments yet. Be the first to add a perspective.