VAOVAO TAMBATRA
Havaozina sy hitarina ny seranan-tsambon’ Antsiranana. Tetikasa iarahan’ny Antokondraharaha frantsay ho an’ny fampandrosoana (AFD) sy ny minisiteran’ny Fitaterana (MTM). Efa vita ny fanadihadiana sy fandalinana, ka hatao amin’ny tapany faharoan’ny taona 2027 ny fandefasana antso tolobidy ho an’izay orinasa hanatanteraka ny asa. Tafiditra ao anatin’ny fanatsarana sy ny fanavaozana ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.