Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

GEM Connect sy RE-GEM : Hamafisina ny fahatokisana

Mikarakara hetsika goavana, ny 19 novambra ho avy izao, ny Vondron’ny orinasa eto Madagasikara (Gem), ao amin’ny Novotel Ivandry. Na­tokana hihaonan’ireo mpikambana ny Gem Connect, andiany faharoa ny fotoana, ka lo­hahevitra noraisina « ny fahatokisana ». Nohazavain’ny filohan’ny Gem, Rabarijohn Francis, fa andry lehibe mampihodina ny toekarena ny fa­hatokisana, mba hiteraka fampandrosoana …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.