Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

FANTINA sy FINTINA

Tokony hatao mangarahara tanteraka ny fandravonana ireo sosokevitra natolotry ny antoko politika hanatsarana ny fifidianana, araka ny nambaran’ny filoha nasionalin’ny RDS, Andrianirina Fetison. « Tsy tokony haverina ny fomba fanao taloha, ka hevitra efa voaomana mialoha no aroso amin’ireo mpandray anjara amin’ity fakan-kevitra faharoa ity », hoy izy. Voatendry ho kaonsily jeneraly ao …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.