Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Rugby à 7 – Sénior, vehivavy: Hanafika atsy Kenya ny Makis Ladies

Nanainga io maraina io ny Makis Ladies, sokajy “senior” ary hihazo an’i Kenya. Hiatrika ny “Africa Women’s Sevens Series 2026”. Fifaninanana rugby lalaovin’olona 7. Fihao­nana hatao ny 7 sy ny 8 no­vambra ho avy izao. Firenena 12 no hiady ho lohany amin’ity. Ao amin’ny sokajy “C” ny Makis Ladies, miaraka …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.