Sombim-baovao
Mbola mitana ny laharana voalohany, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, diviziona faharoa, ny ekipan’ny zandarimaria nasionaly, GNFC. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 3 no ho 2, ny Disciples FC Espoir Analamanga. Raha mbola mahazo fandresena iray ny zandary amin’io fihaonana farany io, azo lazaina fa efa miakatra …
No comments yet. Be the first to add a perspective.