Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Lalao Olympika ho an’ny tanora : Laharana fahafito i Bryan, judoka malagasy

Taorian’ny fifanandrinana maro natrehin’i Minoharintsoa Bryan, judoka malagasy, mipetraka eo amin’ny laharana fahafito ny tenany, tamin’ity lalao Olympika ho an’ny tanora atao atsy Dakar, Senegal, ity. Notontosaina afakomaly, ny fifaninanana taranja judo ho an’ny lalao Olympika ho an’ny tanora, atao atsy Dakar, Senegal. Mitana ny laharana fahafito, eo amin’ny sokajy …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.