Soatoavina sy kolontsaina : Tsy mitsaha-midina ny kalitaon’ny fanabeazana
« Tsy ho Ntaolo na oviana na oviana isika… », hoy ny mpahay zavapanahy. Tsy ilay vanim-potoana any aoriana ka ahafahan’ny taranaka mitsara na mandrefy ny vitan’ny ankehitriny, akory, no tiana hambara eto fa ilay : « ny razantsika hendry sy lalim-pandinihina ». Toa tsy manana saina hoenti-mandinika intsony ny Malagasy. Tsy manana olona atao …
No comments yet. Be the first to add a perspective.