“Mada Fiesta Party One”: Tonga ny vahiny, raikitra ny fampisehoana, anio
Anio hariva manomboka amin’ny 4 ora ny fampisehoana goavana “Mada Fiesta Party One”, hatao eny amin’ny Tribune Barea Mahamasina. Vonona ny mpikarakara, tonga ny vahiny. Nigadona eto Madagasikara, omaly hariva, ny mpanakanto anisan’ny andrasana amin’ity hetsika goavana ity, tsy iza izany fa i Bamby. Anisan’ny mpihira malaza vao avy namoaka …
No comments yet. Be the first to add a perspective.