SOMBIM-BAOVAO
Nandalo teto an-tanindrazana, afakomaly, tetsy Ambohidahy, Rakotomanga Sarah, Malagasy vehivavy mizaka zom-pirenena frantsay, mpilalao tenisy. Tonga nanao fifampizarana tamin’ireo Malagasy maro teny an-toerana ny tenany. Tsiahivina fa mpilalao efa miatrika fifaninanana goavana maneran-tany Rakotomanga Sarah. Nambaran’i Cristiano Ronaldo, portiogey mpilalao baolina kitra, omaly, tao anaty tambajotran-tseraserany fa handeha hisotro ronono, …
No comments yet. Be the first to add a perspective.