Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Beach Soccer – CAN 2026 : Tsy hita tabilao indray ny Barean’i Madagasikara

Notanterahina tany Le Caire, Egypte, ny alarobia lasa teo, ny antsapaka ho an’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2026) eo amin’ny taranja baolina kitra lalaovina ambony torapasika (Beach soccer). Fifaninanana hotanterahina any Senegal, ny 28 novambra ka hatramin’ ny 6 desambra ho avy izao. Nisongadina indray ny tsy fahitana …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.