INDRAY MIJERY
Nampitandrina noho ny hamafin’ny rivotra any amin’ny morontsirak’Androy sy Anosy ny mpamantatra ny toetry ny andro. Tombanana hahatratra 55 km/ora ny hamafin’ny rivotra. Atahorana, noho izany, ny fahasarotan’ny fifamoivoizana sy ny faharendrehana an-dranomasina ary ny fikorontanan’ny asa fihariana andavanandro. Nampahafantatra ny CUA fa isaky ny alatsinainy hatramin’ny zoma, manomboka amin’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.