KMF/Cnoe : «Tokony hoferana ny vola amin’ny propagandy»
Naneho ny heviny ny eo anivon’ny KMF/Cnoe amin’izao andro vitsy mialoha ny hanolorana amin’ny fomba ofisialy ireo fehin-kevitra voaangona tamin’ny dinika fakan-kevitra teny Iavoloha, ho fanomanana ny fifidianana izao. Hotanterahina eny Ivato, ny alatsinainy 9 sy talata 10 desambra izao ny dinika, andiany faharoa, handraisana fanapahan-kevitra iraisana ho fanatsarana ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.