Fandorana ny Rovan’Antananarivo: “Fanetrena ny hasin’Imerina”, hoy ny Pr Andrianarivo Jonah
Notsarovana omaly ny faha- 31 taona nahamay ny Rovan’ Antananarivo. “Efa tetika nomanina mialoha ny nandorana sy namotehana azy io”, hoy ny Pr Andrianarivo Jonah. Tokony ho tsarovana sy marihina isan-taona io daty io, raha ny fanazavany hatrany. Nisy antony manokana ny nandorana ny Rovan’Antananarivo. Nambarany fa “noho ny politikan’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.