Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

« SLANG Freedom 250 » : Tany Mahajanga ny nanombohana ny fifaninanana

Vita tamin’ity herinandro ity ny atrikasa nanomanana ny “Slang Freedom 250”. Fifaninanana Slam amin’ny teny anglisy, karakarain’ny Madagaslam. Manomboka ny fifaninanana ! Nahafahana nandalina ny fahalalahana maneho hevitra “Freedom of Speech”, nianarana nanoratra sy nandray fitenenana ary nanao slam amin’ny teny anglisy ny atrikasa natrehin’ ireo tanora ao amin’ny programa …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.