INDRAY MIJERY
Hofarananana rahampitso ny fanamarihana ny fankalazana ny faha-40 taonan’ny Akanin’ny marenina (Akama). Hisy ny fanolorana mariboninahitra ho an’ireo mpiara-miasa nahavita be tamin’ny asa. Hotolorana mari-pahaizana ihany koa ireo miofana teny tanana lenta 1. Hotanterahina eny amin’ny FLM Toby Ambohibao ny fotoam-pivavahana. Notoloran’ny ONG AP2D Kit ireo marary mitondra colostomie ao …
No comments yet. Be the first to add a perspective.