Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Fiheverana ny fahafatesana : Nahafantarana tantara ny loabariandasy

Notanterahina teny amin’ny Efitrano Dox, Tranom-bokim-pirenena Anosy, ny fa­ran’ny herinandro teo, ny loabariandasy, nandinihana ny lohahevitra “Ny Fiheverana ny fahafatesana eo amin’ny amin’ny malagasy: Lovan-tsaina, Finoana sa fomba fijery miovaova?”. Tonga maro ny mpanatrika ary nahafantarana tantara ity loabariandasy ity. Ni­fandimby nitondra ny heviny sy ny fomba fijeriny izany fahafatesana …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.