Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Mage 4 : Noravahana rindra an-tsehatra ireo hira

Ny tsara kokoa hatrany. Mahafehy ny tolotra nasehon’ny Mage 4 omaly izay. Nifandimby ny karazam-pihetseham-po nandritra ny ora maro niarahana. Hafakely ny seho. Poro­fon’ny fanomanana ela no nasehon’ny tarika Mage 4 tetsy amin’ny Lapan’ ny fanatanjahantena Maha­masina, omaly. Seho niavaka tamin’izay hita hatramin’izay ny omaly, satria dia nisy rindra an-tsehatra …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.