INDRAY MIJERY
Mampahafantatra ny CUA fa adidin’ny tompon’alika ny miantoka ny fifehezana ny alikany mandritra ny fitondrany izany eny an’arabe. Adidiny koa ny miaro ny olona manodidina sy ny mpampiasa ny lalam-bahoaka. Voarara ny famelana ny alika hirenireny tsy misy fanaraha-maso eny amin’ny toerana ho an’ny be sy ny maro. Misy ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.