Fivoriamben’ny holafitry ny infirmier : Nizara traikefa ny manampahaizana vahiny
Nikatona tao Morondava, ny faran’ny herinandro teo, ny fivoriamben’ny holafitry ny infirmier eto Madagasikara na Conseil de l’Ordre National des Infirmiers de Madagascar (Conim), izay naharitra hateloana. Amin’ny maha mpikambana feno ny Conim ao amin’ny Conseil International des Infirmières (CII), manampahaizana maro avy amin’ny firenena vahiny no nandray anjara tamin’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.