Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

VFKF : Averina ny hasin’ny fokonolona

Nampahafantatra ny voka-pikarohana nentin’ny mpikaroka, Andriamisandratsoa Herizo, ny vovonanana famerenan-kasina ny fokonolona (VFKF). Fiarahamonim-pirenena mitsangana ifarimbonan’ny fikambanana samihafa. Tajona ny fandraisan’anjaran’ny Malagasy rehetra amin’ny fanarenana an’i Madagasikara. Mifototra amin’ny famerenan-kasina ny fokonolona izany. Ny olona no harena voalohany ka haverina ny hasin’ny maha olona dia ny Malagasy rehetra izany. Tafiditra …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.