Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Kitra – D2 Nasionaly : Voalohany ny GNFC

Notontosaina omaly, teto Antananarivo, ny andro fahasivin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, di­viziona faharoa nasionaly. Mbola mihazona ny lohany hatrany ny ekipan’ny zandarimaria nasionaly GNFC, izay manana isa 25, na dia nanao ady sahala, 2 no ho 2, tamin’ny Racing FC avy atsy Boeny aza ry zareo, omaly, tetsy Betongolo. …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.