Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Lalao Olympika : Hanainga rahampitso ny Barea U23

Raha tsy misy ny fiovana farany, hanainga ny alarobia ho avy izao, hihazo any Afrika Atsimo, ny delegasionin’ny Barean’i Madagasika­ra ho an’ny sokajy zandriny U23. Hiatrika ilay fifanandrinana roa, mandroso sy miverina, amin’i Bafana Bafana Afrika Atsimo, izay tafiditra anatin’ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila handraisana anjara amin’ny lalao Olympika 2028, …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.