Rasoarahona Ilo : Tafiditra efatra voalohany amin’ny “Africa Play-Offs Wilson 2026”
Nanandratra avo ny lazan’ny tenisy Malagasy Rasoarahona Ilo, nandritra ny fiadiana ny “Les Petits AS – Africa Play-Offs Wilson 2026”. Fifaninanana ho an’ny sokajy zandriny, latsaky ny 14 taona. Tafita tao anatin’ny mpilalao efatra voalohany izy. Tsy nitsanga-menatra Rasoarahona Ilo, hany solontena malagasy niatrika ny fifaninanana Les Petits As – …
No comments yet. Be the first to add a perspective.