SOMBIM-BAOVAO
Tapitra ihany koa ny lalao Olympika ho an’ny tanora (JOJ) ho an’i Nomenjanahary Francia, niatrika ny Lutte ambony fasika, sokajy -45 kg. Fihaonana notanterahina tany Dakar, ny sabotsy lasa teo. Faharesena roa sy fandresena iray no azony nandritra ny lalao fifanintsanana. Tontosa tany Antsirabe, ny sabotsy lasa teo, ny famaranana …
No comments yet. Be the first to add a perspective.