INDRAY MIJERY
Nanolotra fifanarahana arakasa ho an’ ireo mpiasa vaovao miisa 12, tany Bongolava, ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, ny herinandro lasa teo. Nambaran’ny minisitra mpiahy, nandritra izany, fa horaisina ho mpampianatra raikitra avokoa ireo mpampianatra mpisolo toerana (vacataires) miisa 15 eo anivon’ny DRETFP Bongolava. Ho tohin’ny fifanaovan-tsonia fifanarahana …
No comments yet. Be the first to add a perspective.