Tsipy kanetibe : Hosedraina etsy Ankatso ny ekipam-pirenena
Hotanterahina ny sabotsy sy ny alahady ho avy izao, eny amin’ny Kianja Ambohitsaina Ankatso, ny “Grand Tournoi” eo amin’ny taranja tsipy kanetibe. Fifaninanana karakarain’ ny ligin’Analamanga. Hanana ny lanjany manokana izy ity, araka ny nambaran’Andriantsiferana Ravaka, filohan’ny ligy. Voalohany, hisedrana azy efatra mirahalahy, i Tendry, Balôty, Liva ary i Lova, …
No comments yet. Be the first to add a perspective.